Rue Rolland Garros Toamasina 501


Toujours plus de nouveaut?s !


des informations et des actualités


   
  Fanamboarana sy fanarenana ireo fotodrafitr’asa, faritra Analanjorofo
  Ho antsaraina ny lalana famoaham-bokatra, isan’izany ny RN5
  Manolona ny fahasimbany lalana ao anatin’ny koaminina izay mampihitsoka ny famoaham-bokatra eny an-toerana, dia anisany faritra hanatan-terahana ny tetikasa ny filoham-pirenena ny faritra Analanjorofo, eo amin’ny lafiny fanamboaran-dalana, anisany izany ny fanarenana ny RN5 alohan’ny taom-pitoazana litchis sy jorofo 2016 ity.
Fantatra izany tamin’ny valadresaka nataon’ny lehiben’ny faritra Analanjorofo tamin’ny mpanao gazety ny zoma faha 30 septambra 2016 lasa teo, tetsy amin’ny Hotel Calypso, taorian’ny fidinana ifotony nataon’ny Minisitrin’ny asa vaventy Atoa Eric RAZAFIMANDIMBY.
Fenerive-Est, Foulpointe sy ireo kominina mihisa valo, raha tsy hilaza afa tsy ny ao Amorondrano izay tena manana vokatra betsaka. Nanome baiko ireo mpiaramiom-bonantoka amin’ny fanombohana ny asa ny minisitra tompon’andraikitra sy ireo tekinisianina niara dia taminy.
Fantatra ihany koa nadritran’ny valandresana nataon’ny lehiben’ny faritra Analanjirofo, fa efa ao anatiny tetimbola mpanjakana ny fanarenana ny lalana mampitohy Soneran’ivongo sy mananara, eo ihany koa ny fanatsarana ny tetezana sy ny baka.
 
(136) V. Marcelline : 04-10-2016 - 11:12

  Vaksiny "AstraZeneca"
  Misokatra ho an'ny rehetra ny fanaovam-baksiny
  Mbola mitohy ny fanaovam-baksiny eny amin'ny faritra rehetra, nilaza moa ny Filoham-pirenena fa efa miparitaka manerana ny nosy izany, nomarihiny tsara fa tsy atao an-katerena ny fanaovana izany fa an-tsitra-po.
 
(224) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 10:30....Lire la suite

 

  CISCO Toamasina I
  Nizara DLM 221 isa
  Hoan'ny CISCO ny Toamasina voalohany dia efa nisy roa herinandro izay no niverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra rehetra na miakina na tsy miankina amin'ny fanjakana. Na izany aza anefa dia tsy tokony variana ny amin'ny fanarahana ireo fepetra sakana rehetra ny tsirairay.
 
(223) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 09:30....Lire la suite

 

  Fetin'ny reny
  Niarahaba ny reny rehetra i Ramatoa vadin'ny ben'ny tanana
  Ny alahady 30 may 2021 no daty nankalazana ny fetin'ny reny. Niarahaba manokana ny reny rehetra i Ramatoa Mélise Rakotonirina vadin'ny ben'n tanana ny Toamasina voalohany.
 
(222) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 10:00....Lire la suite

 

  Lahatenin'ny Filoha
  Misokatra ny lalana manerana ny nosy
  Nanao valandresaka ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny omaly alahady 30 may 2021.
 
(221) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 09:00....Lire la suite

 

Nom de l'image